|
|
|
|

Entry1  votsa vava
Elementary words  2 votsa, 3 vava
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra [1.1]
Explanations in English  6 slow of speech [1.7]
Explanations in French  7 qui traîne en parlant [1.3, 1.8]
8 enfant tardif à parler [1.3]
Examples  9  Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [2.558]
Antonyms  10 malady vava

Updated on 2025/11/02